Créer un site internet

Guestbook

12 guestbook message(s)

    • Henikaja On 19/12/2024
    tohizo fa tena tsara e
    • R-YVES-R On 05/07/2023
    Salama e! Miarahaba sady mankasitraka tamin'ny fitsidihana....Miezaka manatsara hatrany foana! Misaotra RABGENILAINA NTSOA e
    • RABGENILAINA NTSOA On 07/09/2022
    Salama tompoko,

    Mankasitraka, efa tena tsara fa mila tohizana hoan'ny taranaka fara mandimby.
    • R-YVES-R On 19/08/2021
    Misaotra sad mankasitraka e! MAJ mis fa ts le ankamantatra sy humour de angano alo atreto ;) Az mataotra f mis vag MAJ bediabe ho av ts ho ela e
    • anonyme On 11/06/2021
    efa tsara le izy , fa tokony mba ampina @ zay le ankamantatra sy humour de angano , mahafinaritra anay mamaky an'le angano fa efa vovaky daoly , miandry ny tohiny izahay
    • anonyme On 11/06/2021
    so de ampina nareo hidev an'le site fa otrany efa ela tsy nokitiana izy zany (pile)
    • R-YVES-R On 18/02/2021
    Mankasitraka Hasina Mickaël a! de tongava matetika mitsidika...
    • RINDRANIRINA Hasina Mickaël On 06/06/2018
    Miarahaba, tena tsara ilay blogy fa tohizo.Tena mahafapo tokoa. Mahazoto ianareo dia mirary soa indrindra.
    • R-YVES-R On 14/07/2016
    Mankasitraka Ramy Mitozo, de manaova fitsidihana matetika e.
    • Ramy Mitozo On 07/06/2016
    Salut, Tsara e! afa-po ny mpitsidika
    • R-YVES-R On 19/09/2015
    Misaotra anao RAZAFINDRAKOTO Rijaniana ny FAMILLE YVES Ary YVES manokana dia mankasitraka bediabe eeee! Ny fanatsarana sy fanamboarana mbola tsy mijanona fa mandeha foana
  • kaiz letsy e, tena norma letsy ty siteweb-là ty a, tohizo fa milay ee,

    fa le blague mba amptomboy kely amzay eee

    sur de mazoto elàh

    tokon ef kandrana developpeur web no ataonlà fa tsy operateur tsoun a

    sur lets ee

Add a message to the guestbook

By checking this box, I agree that the data submitted by this form will be used for display on the site and processed in accordance with our privacy policy.