Tiroir commentaires
11 message(s) dans le livre d'or
-
- R-YVES-R Le 05/07/2023
Salama e! Miarahaba sady mankasitraka tamin'ny fitsidihana....Miezaka manatsara hatrany foana! Misaotra RABGENILAINA NTSOA e -
- RABGENILAINA NTSOA Le 07/09/2022
Salama tompoko,
Mankasitraka, efa tena tsara fa mila tohizana hoan'ny taranaka fara mandimby. -
- R-YVES-R Le 19/08/2021
Misaotra sad mankasitraka e! MAJ mis fa ts le ankamantatra sy humour de angano alo atreto ;) Az mataotra f mis vag MAJ bediabe ho av ts ho ela e -
- anonyme Le 11/06/2021
efa tsara le izy , fa tokony mba ampina @ zay le ankamantatra sy humour de angano , mahafinaritra anay mamaky an'le angano fa efa vovaky daoly, miandry ny tohiny izahay
-
- anonyme Le 11/06/2021
so de ampina nareo hidev an'le site fa otrany efa ela tsy nokitiana izy zany (pile) -
- R-YVES-R Le 18/02/2021
Mankasitraka Hasina Mickaël a! de tongava matetika mitsidika... -
- RINDRANIRINA Hasina Mickaël Le 06/06/2018
Miarahaba, tena tsara ilay blogy fa tohizo.Tena mahafapo tokoa. Mahazoto ianareo dia mirary soa indrindra. -
- R-YVES-R Le 14/07/2016
Mankasitraka Ramy Mitozo, de manaova fitsidihana matetika e. -
- Ramy Mitozo Le 07/06/2016
Salut, Tsara e! afa-po ny mpitsidika -
- R-YVES-R Le 19/09/2015
Misaotra anao RAZAFINDRAKOTO Rijaniana ny FAMILLE YVESAry YVES manokana dia mankasitraka bediabe eeee!
Ny fanatsarana sy fanamboarana mbola tsy mijanona fa mandeha foana
-
- RAZAFINDRAKOTO Rijaniana Le 07/09/2015
kaiz letsy e, tena norma letsy ty siteweb-là ty a, tohizo fa milay ee,
fa le blague mba amptomboy kely amzay eee
sur de mazoto elàh
tokon ef kandrana developpeur web no ataonlà fa tsy operateur tsoun a
sur lets ee
Écrire un message sur le livre d'or